vavaka

None

vavaka


Raiko ô ô! hifonako Aminao anio
Ireo fahotako teo imasonao
Aza ny fahalemen’ ny hatanorako
Na ny ratsy izay nataoko
No tsarovanao fa araka ny indrafonao


REF
Ny Rà izay nalatsakao
Mba hisolo voina ahy
Hanadio indray ka ho tonga vaovao


Koa ny andro sisa izay hanananay
Ary ny ampitso koa
Ho Anao Jesoa
Koa tantano hifikitra eo anilanao
Hanaraka ny làlanao
Hidera sy hanompo ary hano ny sitrakao


REF
Ny Rà izay nalatsakao
Mba hisolo voina ahy
Hanadio indray ka ho tonga vaovao


·