Vavaka

Groupe Ny hiran'ny Fanantenana

Vavaka


Rainay o ‘zay any an-danitra hohamasinina anie ny anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao ho tanteraka ny sitraponao
Ety an-tany ka hatrany an-danitr’any
Omeo anay anio ry Ray ny hanina sahaza anay


Ka mamelà ny helokay
Tahaka ny namelanay ‘zay meloka taminay
Ary aza mitondra anay amin’ny fakam-panahy
Fa manafaha anay amin’ny ratsy
Anao anie ny fanjakana sy hery
Ary ny voninahitra, ny vonihahitra
Ho Anao anie mandrakizay


·