Vavaka
Tarika Ny Ando
Vavaka
Tompo ô! miantso Anao izahay
Mba midìna manatreha ianao
Asehoy ny herinAo mahery
Ho ampinga sy ho ainanay
Miantso Anao izahay ô ry Ray
Ho fanilon’ny aizinay
Na hosendra sedra mafy mangidy
Tsy horava ireo Ny AndonAo
réf: Ny ando ( Miankina aminao Ray ô)
Ho anareo ( miandrandra Anao.Jesoa)
Hitondra revy m'lay be
Ho anareo
Any koa ireo mahantra Ory
Tsy manana_kianteherana
Efa kivy sy mamoy fo
Ry Jesoa ô! zadrinao ireo
Any koa misy fo nitia
Nanantena Nefa ilaozany
Very mpisakambina akavia
Ô ry Ray tantano izy ireo
réf :.........
réf :........