Vavaka

Oriela

Vavaka


Na mavesatra aza ny entako ety
Na manjombona aza ny alehako
Tsy ho kivy tsy ho ketraka aho


Fa manana Anao Mpamonjy sy Mpiahy
Ka tsy ho sarotra ny lalako fa
Na dia mielina aza ny ety
Tompo o! Tantanonao ny dia
Ampaherezonao tokoa aho Ray o!


Efa niriko sy nofidiako ny hiaraka Aminao Jesoa
Ianao nonfaniloko ka itokiako
N’inona aditsaiko ety
Amen! Amen! Amen!


·