“Vaovao Tsara”!

Tvbroadcasting

“Vaovao Tsara”!


1.Kivy ianao ve sa manahy?


Sa te hiantso vonjy?


Mifalia fa tonga ilay Mpamonjy!


‘Lalana aho’ hoy izy,


Voahosotra, voafidy.


(FIVERENANA)


’Zay no vaovao tsara,


’Ndao handray anjara,


Hiezaka hanambara!


Jehovah no derao


Noho ilay vaovao.


Mihobia, mifalia,


Fa tonga anie Kristy!


2.Dia ny fanjakany indray


Tsy hisy fiafarany,


’Zay tsy rariny anie hofafany.


Hiadana am’izay,


Hiaina mandrakizay!


(FIVERENANA)


’Zay no vaovao tsara,


’Ndao handray anjara,


Hiezaka hanambara!


Jehovah no derao


Noho ilay vaovao.


Mihobia, mifalia,


Fa tonga anie Kristy!


(FIVERENANA)


’Zay no vaovao tsara,


’Ndao handray anjara,


Hiezaka hanambara!


Jehovah no derao


Noho ilay vaovao.


Mihobia, mifalia,


Fa tonga anie Kristy!


(Hira Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024)


·