Valio ny antsony

CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)

Valio ny antsony


Miantso anao, miantso anao
Miantso anao Kristy Mpamonjy


1- Anio miantso anao Lay Tompo be fitia
Misy fitoriana miandry anao
valio ny antsony, fa ianao no antenainy
tsy ho diso anjara ianao fa matokia


Efa ela izy no niantso anao
fa ianao mbola ninia, nanampi-tsofina
mampiandry lava azy tsy hay hoe raoviana
ny fanapa-kevitrao
Miangà iano anio tsy mbola tara ianao miandry izy


2-Moa ve mba tsampanao fa misy fetrany
ny andronao sy ny herinao tsy manam-piry ianao
ka adeha hararaoty, sao diso taraiky
ka ho nenina sy ho ngidy tsy ho lefy


efa ela izy ……..


Ka vonona ary ve ianao sa mbola hisalasala
ho anisan’ireo izay tsy mahalala


fotoana mety izao, tapao ny hevitrao
Misafidiana an’i Jesosy ianao dia hiadana


A/C : Zo Nafeno


·