VALIN'ADY(Sambatra)

Feon'ny fiderana

VALIN’ADY(Sambatra)


Sambatra,sambatra,sambatsam_batsambatra × 2



  1. Sambatra ny malahelo am_panahy
    Fa azy ny fanjakan’ny lanitra
    Sambatra ny ory,fa izy no hampifaliana
    Sambatra ny malemy fanahy
    Fa izy no handova ny tany


Ref: Mifalia sy miravoravoa
Fa lehibe ny valim_pitianareo
Any an_danitra
Koa mahereza rahalahy




  1. Sambatra ny madio am_po
    Fa izy no hahita an’Andriamanitra
    Sambatra ny miantra,fa izy no hiantrana
    Sambatra izay enjehina
    Fa azy ny fanjakan’ny lanitra


                                                  A/C: Mr Tafita



·