VALIM-BAVAKA
Feon'ny fiderana
VALIM-BAVAKA
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa mahery mahagaga ny asanao
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa tsy takatry ny sainay
Ny fahalebiazanao
Ref: Fa mahery Ianao
Ka mampandresy ahy
Tamin’ireo ady mahamay
Ka mitondra ahy
Mivoaka tamin’ny fitahiana mahatretrika
Mpandresy aho, mpandresy ianao
Miaraka amin’i Ray
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa mihaino ny fitarainan’ataonay
Ianao Jesoa
Ianao Jesoa tsy takatry ny sainay
Ny Valim-bavakay
A/C: Pr Tafita