VALALA
Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
VALALA
Valala (2)
lasa any andrefana any izy e
Nanidina, nikopaka
Jereo fa mitorajofo rahvana ô!
ny Lohany (2)
ny lohany voanjobory e e
Ny lohany(2) voanjobory
rahavana ô ô ô
ny masony(3) takamoa
ny masony (2) takamoa
rahavana ô ô ô
ny tratrany (3) vatolampy ee
ny tratrany (2) vatolampy
rahavana ôôô
ny kibony (3) angorodao e e
ny kibony (2) angorodao
rahavana ôôô
ny elany (3) elatrano ee
ny elany (2) elatrano
rahavana ô ô ô
ny fehany (3) vodibasy ee
ny fehany(2) vodibasy rahavana ôôô
valala…..