Tu es mon Dieu

A3F

Tu es mon Dieu


Je veux te louer mon Dieu tous les jours
Je veux te louer car Tu es Amour


Tu es mon Dieu (x3)
Je suis très heureux (o o o)
Tu es mon Dieu (x3)
Je suis très heureux


Hidera Anao isan’andro aho ry Ray
Hidera Anao aho fa Ianao tia ahy


Tompoko Ianao (x3)
Tena faly aho (o o o)
Tompoko Ianao (x3)
Tena faly aho


Ka ny fahotana sy fasana : resinao
Ireo fahadalana sy sakana : efa lao
Ny hitondra ahy ao am-paradisa no tanjonao ry Tompo tia
Tsy hitsahatra aho ny hiderana Anao dieny izao


Hidera Anao isan’andro aho ry Ray
Hidera Anao aho fa Ianao tia ahy


Tompoko Ianao (x3)
Tena faly aho (o o o)
Tompoko Ianao (x3)
Tena faly aho


Hey! Merci à toi mon Seigneur
Tu es vraiment notre Dieu
Haleloia!


Je veux te louer mon Dieu tous les jours
Je veux te louer car Tu es Amour


Tu es mon Dieu (x3)
Je suis très heureux (o o o)
Tu es mon Dieu (x3)
Je suis très heureux


A/C : Ny Vatofantsika


·