Tsy sahy

Fafah Mitia

Tsy sahy


Inona no mahamenatra anao
Ny Hanambara amiko hoe tiako ianao
Izaho anie vonona ny hitia anao
Ambarao ny tao amponao hatrizay
Aza kobonina sao mahamay
Ny fontsika natao hitambatra ho iray


Fony kely no mpinamana izaho sy ianao
Niara nikorana, niara nilalao
Betsaka ny adiady izay natao
Ireo ditra² koa, izay fanaontsika taloha


Kanjo taty aorina, nisy fo nitempo iray
Izaho toa mbola variana
Tsy nahatsapa ilay fitia, voatokana ho ahy


Ref(*2) : Inona no mahamenatra anao
Ny hanambara amiko hoe tiako ianao
Izaho anie vonona ny hitia anao
Ambarao ny tao amponao hatrizay
Aza kobonina sao mahamay
Ny fontsika natao hitambatra ho iray


Kanjo taty aorina
Nisy fo nitempo iray
Izaho toa mbola variana
Tsy nahatsapa ilay fitia voatokana ho ahy


Ref: (*2) Inona no mahamenatra anao
Ny hanambara amiko hoe tiako ianao
Izaho anie vonona ny hitia anao
Ambarao ny tao amponao hatrizay
Aza kobonina sao mahamay
Ny fontsika natao hitambatra ho iray


Ho iray, ho iray, ho iray … eh eh


(*3) Lazao azy hoe tiako ianao tsotr’izao
Aza afenina, fa lazao ny ao amponao


Fafah Mitia


·