TSY NY HIRA IHANY

Anicet

TSY NY HIRA IHANY


1- Raha hampiaram-peo
Mahay maneho fa tsara ny Tompo
Raha mahay mihira, tsy haniratsira
Dia hisandratra Izy
Nefa tsy resy lahatra aho
Raha tsy niova fo ianao
Nefa ianao midera
Ref:
Tsy ny hira ihany
Fa n’inon’inona atao
Dia manandratra Azy
Raha toa ka miaina masina ianao
2- Raha hanandratra ihany
Raha mbola eto an-tany
tsy aleo ve ny Tompo
Fa mendrika Azy izany
Ilay Ray ambony any
Ilay Mpanjakanao
Nefa tsy resy lahatra aho
Raha tsy niova toetra ianao
Nefa ianao midera


·