TSY NIANATRA
DAFAH
TSY NIANATRA
Tsy nianatra fahendrena aho
Na nahazo fahalalana
Iza no nahangona
Rivotra tao an-tanany
Iza no nahafono
Rano tamin’ny lambany
Iza no anarany
Iza no anaran’ny zanany
Fa toa fantatrao
Mba lazao (3x) e
Do ! do do do
do do do do do
do do do
do do do do do
Do ! do do do
do do do do do
do do do
do do do do do
izao koa no hitako ety
ambany masoandro e !
aza dia mba
ratsy ratsy fijery e !
samirery
ka hanopa ny hafa
no mively kofafa
tsy tafa
nokapohina izy e !
fa tsy reny marary
nandalasina izy e !
fa tsy tsaroany e !
iza no nahafono
rano tamin’ny lambany
atsangano tanana
raha misy
mahavita