Tsy mitana izay tsy tamana

Dillie

Tsy mitana izay tsy tamana


Tsy mitana izay tsy tamana
Tsy mitana izay tsy tafandry
Tsy miantso izay tsy tana
Lasa izay tsy mahandry


Avy hatrany dia mandeha
F’izaho tsy hiandry an’iza
Misaina f’efa lehibe
F"izao akory tsy iza


Ô ry neny an.. na na na na
Toa mila vanina ny anao
Ô ô


Angolainy aho, iangaliany aho
Zay teny mety handroboka
Angolainy aho, iangaliany aho
F"izaho tsy ho roboka


Fa voin-kazo tsy voankazo
Tsy malazo tsy mora azo
Tsy sakafo na hanim-pý
‘Zay tsy tia dia tsy tia


Avy hatrany dia mandeha
F’izaho tsy hiandry an’iza
Misaina f’efa lehibe
F’izaho akory tsy iza


Ô ry neny na na na na
Toa mila vanina ny anao
Ô ô


·