Tsy Misy mahasolo

AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)

Tsy Misy mahasolo


1-Hasambarana fiadanam-po Jesosy ô!
No atolotrao hameno ny foko
Ny hasasarako, ny adiko zakainao
Fitiavana feno noatolotrao ahy


Ref:
Efa fantatrao ny ao anatiko ao Jesosy ô!
Tsisy asoloko ny fitiavanao fa ampy ahy
Na izany aza, ny lalako tsinjovy
Be fandrika loatra anie ny lalanay ety


2-Tena tsapako ao anatiko ao Jesosy ô!
Feo malefaka mitondra hafaliana
Mialamaina izay mikasa ny handavo ahy
Ianao no Mpanjaka ny foko Tompo ô!


·