TSY MISY HAHASARAKA AHY
ANTOKO MPIHIRA ORIMA SY TOMIMA
TSY MISY HAHASARAKA AHY
Tsy misy hahasaraka ahy amin’ny fitiavanao Jesoa ô
Ny fitiavanao Jesoa ô(2)
Tsy misy haharombaka eo am-pelatananao Jesoa ô
eo am-pelatananao(2) Jesoa
ou ou ou
Ny fahazazana nodiaviko
Ny hatanorako ny Heriko
dia natokako anao avokoa, Anao avokoa
ireo faniriana sy voadiko
ny fiainako, ireo androko
dia nankiniko taminao Jesoa ô
ou ou ou
tsy misy hahasaraka ahy aminao Jesoa ô
ou ou ou
satria ianao, ianao no Tompoko
ka inona indray iza no handrava ny finoako Anao Jesoa
tsy hisy intsony izany Tmpo ô(2)
Ny rivotra mahery, ny tafiotra mafy, ny fahafatesana,
Zany re ry Tompo ô tsy mba hamoizako Anao
A/C: Myriam RAZAFINTSEHENO