TSY METY HANGINA AHO

Ampifafi

TSY METY HANGINA AHO


Tsy mety hangina aho, aho Tompo ô!
Tsy mety hangina aho, hidera Anao.


Réf: Tsapako tokoa fa lehibe y Anaranao (2fois)


Tsy ho rerak’aina aho, abo Tompo !
Tsy ho rerak’aina aho, hanompo Ánao


Tsy mety no kivy aho, aho Tompo ô !
Tsy mety ho kivy aho, fa hanaiky anao


Tsy hanaiky ho resy aho, aho tompo ô!
Tsy hanaiky ho resy aho fa hanompo anao


Hanaiky foana aho, hanompo Anao
Na sarotra aza, ny làlana


·