Tsy mendrika
NY Kalo
Tsy mendrika
Tsy mendrika ny hiantso
Anao aho ry Tompo
Fa maloto feno tsiny ny foko
Koa mangataka Aminao
herim-panahy vaovao
No atolotrao indray
Mba ho famonjenao ahy
Kanefa ankehitriny izao
Menatra aho ny hanonona
ny anaranao
Ka mifona aho Raiko o!
MamelĂ ny heloko,
Mba diovy
Voagejam-pahotana maro ny aiko
Fampaherezanao ihany no ilaiko
Koa mangataka Aminao
Herim-panahy vaovao
No atolotrao indray
Mba ho famonjenao ahy
Kanefa ankehitriny izao
Menatra aho ny hanonona
Ny anaranao
Ka mifona aho Raiko o!
MamelĂ ny heloko
Mba diovy
A.C: Aro Randrim