TSY MBA MISY ATAHORAKO ETŸ
Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna
TSY MBA MISY ATAHORAKO ETŸ
TSY MBA MISY ATAHORAKO ETY
Tsy mba misy atahorako ety
Na sarotra aza izany lalako
Fa dia hangina aho tsy hanahy
Jesosy re no fiarovako
Refrain:
Ka na rivotra hifofo
Na alon-drano re ho tonga
Tsy hatahotra aho satria
Jesosy dia miaro ahy
Ka ny eso tsy ahoako
Ny latsa re de ho zakaiko
Ny Anaranao dia ho toriako
Izany tsy hampihemotra ahy
Tsy mba misy atahorako ety
Na mafy aza izany adiko
Fa vonona aho ny hisedra izany
F’ilay Tsitoha no hialofako
Refrain :
Ka na rivotra hifofo….