Tsy manahy lazao
Eric Tahina
Tsy manahy lazao
Couplet 1 :
Tsy haiko, izay fiainanao any
Ny tiako ho fantatrao, izaho eto ihany
Miandry anao, f’ianao no toa miova hatrany
Toa miha-mangatsiaka, tsapa izany
Refrain:
Tsory amiko, lazao, mitia olon-kafa ianao
Mitempo ho roa, amin’ny hafa ny fonao
Tsory amiko, lazao, mitia ankoatra ahy ianao
Mitempo ho roa, amin’ny hafa ny fonao
Tsy manahy lazao
Couplet 2:
Ny ahy ny fo, tsy mahay miova loko
Fa vao tokana, hanjaka anao,efa anao
Dia fitia tena tokana, nefa kosa ianao
Toa niova, tsy mba ohatra ahy
Refrain:
Tsory amiko, lazao, mitia olon-kafa ianao
Mitempo ho roa, amin’ny hafa ny fonao
Tsory amiko, lazao, mitia ankoatra ahy ianao
Mitempo ho roa, amin’ny hafa ny fonao
Tsy manahy lazao
Bridge:
Ireo toetra sy fihetsika hatao
Toa miova avokoa, toa tsy ianao
Ny fiteny sy fomba fanao
Mahagaga ahy tokoa, tsy amin’ny fo
Toa terena sy volena koa…
Refrain:
Tsory amiko, lazao, mitia olon-kafa ianao
Mitempo ho roa, amin’ny hafa ny fonao
Tsory amiko, lazao, mitia ankoatra ahy ianao
Mitempo ho roa, amin’ny hafa ny fonao
Tsy manahy lazao…
ERIC TAHINA (Titre : “Tsy manahy lazao” / Album : “Soa fa teo Ianao” - 2011)