Tsy maintsy tafa

Gasy Tsara Midera feat Rojo Ny Avo

Tsy maintsy tafa


Tsy maintsy tafa
Na ao anaty ady mafy aza ianao @ izao
Matokia fa tsy maintsy mandresy
Io olanao io e! mandalo vetivety e!
Jesoa miady ho antsika, (Izy) miady ho antsika
Jesoa miady ho antsika, minoa fa tsy maintsy tafita eh!


Réf: Tsy maintsy mandresy e! (ôôô mandresy eh) (x 2)
Tsy maintsy tafita (ôôô) x2
Any an-danitra no tanjontsika eh


Ny fahefana rehetra (anie hoa)
Eo an-tanan’ilay Tompontsika
Ireo (ny) fahavalo ô! bala tokana ihany dia vita eh! (vitaaaa)
Jesoa miady ho antsika, (Izy) miady ho antsika
Jesoa miady ho antsika, minoa fa tsy maintsy tafita eh!


Réf: . . .


Efa vita sedra eh, rava ny sakana e,
Andao hidera eh, Ambony ny tanana eh!!!
Ambonimbony ny tanana eh ambony tanana eh

Ambonimbony ny tanana eh Tanana havia sy havanana e x2


Isika


Ô mpandresy eh (x4)


Réf: Tsy maintsy mandresy e! (ôôô mandresy eh) (x 2)
Tsy maintsy tafita (ôôô) (tsy maintsy tafita) x 3
Any an-danitra no tanjontsika eh (x 2)


·