Tsy maintsy mandresy

SALOMA Ambolokandrina

Tsy maintsy mandresy


Mijoro eto izahay Jesô malala
Mialokaloka ambany fitiavanao
Fa io no hazo andry ianteherako
Ahazoko famelana ny heloko


Mijoro eto izahay Jesô malala
(ouh ouhh)
Mialokaloka ambany fitiavanao
(ouh ouh ouh ouv)
Fa io no hazo andry ianteherako
(hazo fijaliana)
Ahazoko famelana ny heloko
Izaho mahalala
Ny hevitra hieverako anareo, ouhh
Hevitra hitondra fiadanana
Fa tsy loza


Ref:
Tsy maintsy mandresy izahay
Fa miaraka Aminao
Satria koa moa notafianao
Ny hery fanahinao
Tompo oh, asehoy ny voninahitrao
Hamirapiratra an-tany
Ny any an-danitra


Masina Ianao
Manerinerina
Ny asa tananao
Samy midera Anao
Ouh ouh ouh
Misaotra Anao


Ref: Tsy maintsy mandresy izahay…


·