Tsy maintsy ho efainy

azofi fjkm ambohipo

Tsy maintsy ho efainy


Tsy maintsy ho efainy e ! ho efainy e !
Tsy maintsy ho efainy ny teniny amin’ireo zay mino


1/ Eeeee !! sambatra ianao zay mino
Fa ho efain’i Tompo aminao ny teniny, eee
Na mandeha lalana sarotra ianao, miatrika ady mahamay
Eo foana izy mitsinjo, mitantana anao, ka raha mino ianao de…


2/ Fa tsy maintsy ho efainy e, ny teny nampanantenainy e !
Hoe zay mino azy e, hanampiadanana a
Na tapi(dalana tsy misy haleha izao tontolo izao e
Hafa iany e, ny manana an’i Jesosy


·