TSY MAINTSY ATERAKA INDRAY

Ampifafi

TSY MAINTSY ATERAKA INDRAY


1- Moa Tsy Tsapanao, Ny Zava-miseho?
Miovaova Izao Rehetra Izao
Mpanjaka Iray Hambara Anao
Tsy Miova Omaly Sy Anio Ary Mandrakizay


Ref: Lalam-pamonjena Izay Efa Nomena
Tsy Maintsy Ateraka Indray
Fa Raha Tsy Ateraka Ny Rano Sy Fanahy
Tsy Mahazo Miditra Ny Fanjakan’ny Ray


2- Tsy Mba Ho Doria Ny Fiainana Ety
Fa Mandalo Miserana Ihany
Fa Sambatra Kosa, Ho Tsara Fiafara
Lzay Rehetra Manaiky Ny Filazan-tsara


3-henoy Ny Feony Miantso Anao
Mibebaha Raiso Ny Famonjena
Ankatoavy Ny Teny Izay Efa Nomeny
Fa Tsy Eto Ny Fitsaharana


·