Tsy mahefa
SLK Ambohidroa
Tsy mahefa
Raha ho avy ny fotoana
Handaozana ny tany
Dia azonao antoka
Ny famonjena
Ho anao no hitoriako, ny asan’I Kristy
Meteza ianao handre, ny feony
Izay miantso anao, miangavy, mitalaho
Mba handeha hanaraka azy
FIV: Tsy mahefa, na inona na inona
Raha tsy eo ny Mpanefa
Dia Jesoa Kristy