Tsy irery

Niu Raza

Tsy irery


Niu Raza - Tsy Irery


Raha misy ny manjo
Ianao marary fo
Rehefa ianao mitomany
Antsoy aho


Raha toa solafaka
Rehefa ianao te hiresaka
Fa Izay no ma namana
Antsoy aho


Namako o
Hainao fa Zah tsy manary
Na mitomany na faly
Eto aho


Havako o
Hainao fa Zah tsy manary
Na mitomany na faly
Eto aho


Tsarovy fa Ianao tsy irery
Ianao irery
Tsarovy fa ianao tsy irery
Ianao irery


Fa izaho eto, eto, ho eto


Raiso tanako
Ianao raha sendra lavo
Ianao Aza be ambom-po
Antsoy aho


Lazao ahy Raha marary
Ambarao ny tsy mety
Eto aho hanambitamby
Antsoy


Namako o
Hainao fa Zah tsy manary
Na mitomany na faly
Eto aho


Havako o
Hainao fa Zah tsy manary
Na mitomany na faly
Eto aho


Tsarovy fa Ianao tsy irery
Ianao irery
Tsarovy fa ianao tsy irery
Ianao irery


Fa izaho eto, eto, ho eto


·