Tsy ho very maina

Bodo

Tsy ho very maina

Oh oh oh eyah
Oh oh eyah

Hmm

Eto aho dia variana mamisavisa ny vita
Dia lasa koa ny ora ny taona mitombo mora.
Ka hoy aho hoe, fombany ihany io
Toneo fo dia itsiko.

ôh ôh
Ou oh oh

Aleo aloha isika handihy sady mba miaramifaly androany
Matoa ianao nomeny aina, mbola misy ny antenaina
Ka tsy ho very maina, ho maivana ery ny saina
Ka tsy ho very maina, ho maivana ery ny saina

Oh oh oh eyah
Oh oh eyah

Ny ho avy indray jerena, raha mbola misy ny homena
Ny anio aloha dia vita, ny ampitso indray mahita
Ka hoy aho hoe fombany ihany io,
Toneo ny fo dia itsikio.

ôh ôh
Ou oh oh

Aleo aloha isika handihy sady mba miaramifaly androany
Matoa ianao nomeny aina, mbola misy ny antenaina
Ka tsy ho very maina, ho maivana ery ny saina
Ka tsy ho very maina, ho maivana ery ny saina

oohh

·