Tsy ho ela intsony

CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)

Tsy ho ela intsony


Tanora o! Aza dia sondriana
Diniho sy hevero, Zay hiafaranao
Mandalo anie, ny hatanorana
Ka mba jereo ny fanahinao


Tsy ho ela intsony, Hoy aho aminao
Dia ho fongana izao rehetra izao
Avia manantona ny Tompo dieny izao
Hararaoty ny fotoana azo hibebahana


Ry mino รด! Miorena tsara
Hazony mafy ny finoana
Satana anie mi-remby fatratra
Mitady hevitra hamatorana ahy sy ianao


A/C : Andriamparany


·