Tsy hireharehako

TZ PRAISE

Tsy hireharehako


Izao rehetra izao
Dia hilazako
Fa manan’Andriamanitra
Mahagaga aho


Ka tsy hanatahotra aho
Fa manana anao
Mpanafaka ahy(X2)


REF:
Tsy hireharehako
Izao fiainana izao
Na manana aho
Na mahantra aho
Fa hireharehako
Fa manana
Andriamanitra
Mahagaga aho


Ny ra nalatsakao ho fanavotana ahy
Sy ho famelana ho an’ny tany
Mba ho any an-danitra any(X2)


REF:…………………………………..


Mpamindra fo ianao
Mpamaly vavaka ahy
Tsy mba manavaka ahy
Andriamanitra
Mahagaga ianao


REF:………………………..


·