TSY HIHEMOTRA
Ny Tsanta Fitoriana
TSY HIHEMOTRA
TSY HIHEMOTRA
Tompo ô! Jereo ity nosinay.
Na mandalo ady sarotra.
Dia mbola vonona.
Ny hijoro ré satria.
Fa manana Anao Mpamonjy tia.
RF
Tsy hihemotra aho ré sanatria.
Na dia mafy ny adinay ety.
Fahantrana no iainana(iainana)
Miely koa ny aretina(nay ety)
Tsy hihemotra aho ré sanatria(ré satria)
Vonona aho ny hanompo Anao hatrany
Zany ré mba fanirianay Tompo ô!
A/C: RAZAFINDRAKOTO Jean Philibert