Tsy hiemotra

Ny Antso (FDL Ambatonjara)

Tsy hiemotra


Prelude
Ary Ny Oloko Marina
Dia Ho Velon’ny Finoana
Fa Raha Mihemotra Izy
Dia Tsy Sitraky Ny Fanahiko


Ny Mihemora Am-Po
Dia Ho Voky Ny Alehany
Fa Ny Tsara Fanahy Kosa
Ho Voky Ny Azy Ihany


Ary Ny Oloko Marina
Dia Ho Velon’ny Finoana
Fa Raha Mihemotra Izy
Dia Tsy Sitraky Ny Fanahiko


Ny Mihemora Am-Po
Dia Ho Voky Ny Alehany
Fa Ny Tsara Fanahy Kosa
Ho Voky Ny Azy Ihany


Fa Isika Tsy Mba
Naman’izay Mihemotra
Mihemotra Ho Amin’ny
Ho Amin’ny Fahaverezana
Fa Naman’izay Mino
Ho Amin’ny Famonjena
Ho Amin’ny Famonjena
Famonjena Ny Fanahy


Fa Isika Tsy Mba
Naman’izay Mihemotra
Mihemotra Ho Amin’ny
Ho Amin’ny Fahaverezana
Fa Naman’izay Mino
Ho Amin’ny Famonjena
Ho Amin’ny Famonjena
Famonjena Ny Fanahy


Aoka Ts ‘Hisy Hihemotra
Isika Mianakavy,
Na Fikambanan-Dehilahy Io,
Na Fikambanam-Behivavy


Hanompo An’i Jesosy
Amin’andro Rehetra Iainana,
Hanolotra Ny Tena,
Ny Fo, Ny Fisainana


Ilazao Ireo Havana,
Namana Sy Tapaka,
Fa Ny Devoly Izao,
Mitady Izay Harapaka


Miorena Tsara,
Mba Ho Velon’ny Fanahy
Mitoria, Mibebaha,
Aza Be Ahiahy


Ireo Teny Ambon’ny Vatolampy
Dia Izay Mandre
Sady Mandray
Ny Teny Amin’ny Hafaliana
Nefa Tsy Manam-Paka Ireo
Fa Mino Vetivety Ihany
Koa Amin’izay Andro
Isehoan’ny Fakam-Panahy
Dia Mihemotra Izy


Ireo Teny Ambon’ny Vatolampy
Dia Izay Mandre
Sady Mandray
Ny Teny Amin’ny Hafaliana
Nefa Tsy Manam-Paka Ireo
Fa Mino Vetivety Ihany
Koa Amin’izay Andro
Isehoan’ny Fakam-Panahy
Dia Mihemotra Izy


Fa Isika Tsy Mba
Naman’izay Mihemotra
Mihemotra Ho Amin’ny
Ho Amin’ny Fahaverezana
Fa Naman’izay Mino
Ho Amin’ny Famonjena
Ho Amin’ny Famonjena
Famonjena Ny Fanahy


Fa Isika Tsy Mba
Naman’izay Mihemotra
Mihemotra Ho Amin’ny
Ho Amin’ny Fahaverezana
Fa Naman’izay Mino
Ho Amin’ny Famonjena
Ho Amin’ny Famonjena
Famonjena Ny Fanahy


Ho Amin’ny Famonjena
Famonjena Ny Fanahy


Ho Amin’ny Famonjena
Famonjena Ny Fanahy


·