Tsy hay sakanana

zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana)

Tsy hay sakanana


*Midera Anao ‘zahay
Hanome voninahitra indray
Ny anaranao no asandratray.


Anivon’ny fiderana
Misy hery hafanana
Maneho ny fanatrehanao. (x2)


Ref:
Misandrata Tompo ô!
Avo indrindra Ianao!
Mendrika ny ho deraina
Ny anaranao no ankalazaina.


*Mahery Ianao, lehibe Ianao
Manerana ny tany ny lazanao Jesosy ô!
Tsy hay sakanana e! (x2)


….


Ref: ….


Tsy hay sakanana e!


·