Tsy hanginy

azofi fjkm ambohipo

Tsy hanginy


1/ Mba efa maro izay voatory taminareo hananatra hivavaka
Haniraka hitaona namana mba handroso hanapaka ny hevitra


Ref :
Tsy hanginy e, e, e raha tsy mamirapiratra e !
Tahaka ny famiratry ny mazava tsara, mazava tonga lafatra


2/ Nalefanao nyn antso, nafafinao ny teny mba hampieritreritra
Hazoana hamaly, hanolotra ny tena ho an’Andriamanitra


3/ Ankehitriny ny ora farany azontsika mbola ieritreretana
Mamerimberina antso sao dia variana loatra tsy ho any am-paradisa soa


·