TSY HANGINA

AMPIZIFA

TSY HANGINA

Ouh! Ouh!…

Tsy hangina aho fa hidera Anao ry Mpamonjy
Tsy hangina aho fa hihoby hatrany ilay vonjy
Hifaly aho, hiravo koa noho ny:
Famonjena izay vitanao

Hotantaraiko sy holazaiko am-paran-tany any e!
Jesoa Kristy nanolotra ny ainy nidina ambany e!
Mendrika haja, mendrika saotra Ianao ry Kristy
Fa tsara ny Famonjenao

Ka hoderaiko sy hohiraiko hanako eran-tany e!
Ny famonjena izay vitanao natolotrao ahy e!

Ouh! Ouh!… Tsy hangina!

AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

·