Tsy hanary aho
Mage 4
Tsy hanary aho
hiainga aho fa andeha haka anao
misy fanahy, mibitsika ao anaty
niandohan’ny fitiavanao ahy
mamanala aho raha tsy eo ianao
tsy maintsy ho tongako ianao
na hivezivezy na ho very dia
na ho doran’ilay masoandro aho
ny handresy lahatra anao ny anton’ny dia
pre-ref:
ianao ilay mahalasa adala ahy akia
toa masiaka nefa koa mankafia
ny halaviran-dalana tsy hasakana ahy
ref:
raha vao tonga ao an-dapa ianao
dia tsy hijanona aho hitalaho
hizarao ny hafananao aho
mba hitabatabako hoe tsy hanary anao
ho tonga ilay andro iray
hiorim-paka eo an-jaridainako ianao
ka hamela ahy rahatrizay
voninkazo tokam-po ho ahy
pre-ref: …
ref: …
every day , you’re haunting my life
every night, you’re haunting my dream
i’ll find a way to get into your heart
i will cry , i will cry if you can’t be my rose
ref: …