Tsy hamela anao irery

STK Ambohijanaka fivoarana

Tsy hamela anao irery


And.1 (x2)
Ra ny lasako tompo รด!
Borahiko aminao
Tsy mendrika ahy akory
Ny Lanitrao


Ref : (x2)
Nefa moa ny teninao nilaza
Tonga Jeso hitady
Hamonjy sy hanafaka ny very
tsy hamela anao irery


And.2 (x2)
Ireo ditran’izao tontolo izao
Izay nambabo ahy
Nampisy ratra sy takaitra
tena mafaitra


Ref : (x2)
Nefa moa ny teninao nilaza
……..


And.3 (x2)
Ho anao zay mbola variana
Ary koa toa sondriana
Tsy mba mety miova
Jeso miantso


Ref : (x2)
Nefa moa ny teninao nilaza
……..


·