Tsy foiko ianao
Orien's
Tsy foiko ianao
Antenaiko ianao
Tena tiko ianao
Tsy soloiko ianao
Fatiko ho ahy irery ianao
Tena vonikazo
Tsy mba foiko halazo
Nokoloiko ato ampoko
f’ianao no anjara ho ahy eto an-tany
REF: Fa tiko ianao
Tsy foiko ianao
malako รด
Aza ilaozana aho
mijaly aho
manjary irery aty