Tsy dia bitika

Ampifafi

Tsy dia bitika


Tsy dia bitika, tsy dia kely akory ianao
Ry Bethlehema, Eofrata (ry Joda)x2
Tsy dia bitika, tsy dia kely akory ianao
Ry Bethlehema, Eofrata tanana masina
Fa ianao ry Bethlehema, fa ianao ry Joda
‘Zay mitondra teny soa mahafaly
Hazavana mamirapiratra, indro miposaka aminao
Indro avy amin’ny herin’ny Jehovah masina
Ka ny sandriny mahery ihany no hanapaka
Ny fireneny, ny fireneny, ny fireneny.


·