Tsy atahotra

Vlm Sahy Ambatonjara

Tsy atahotra


Solo:
Fantatro fa be ‘reo fahavalo
‘zay misakana ao an-dalana
Nefa kosa tsy atahotra aho
Fa Jesosy re no fiarovako


Ref:
Tsy atahotra ny aiko
Fa matanjaka ny saiko
Fa manana ’lay Mpiaro ahy
Tsy atahotra intsony aho
Hatramin’izao Jesoa
Tsy hitavozavoza aho
Na hangorohoro aho Jesoa
Ka na inona na inona hanjo
Tsy misy atahorako
Satria Ianao no miahy sy mitantana ahy


Duo:
Fantatro fa be ‘reo fakam-panahy
‘Zay mangeja isan’andro
Nefa ireo tsy mba ahazo ahy
Fa Jesosy re no fehizoroko


·