Tsy andevo intsony ((No longer slaves - cover)
Tsitsi Joyful
Tsy andevo intsony ((No longer slaves - cover)
Nikasika ahy Ianao
Tamin’ ireo hiranao
Hiram-pitiavana
Fanafahana amin’ ireo fahavalo
Misinda ny tahotra
Tsy andevo ny tahotra intsony aho
Zanak’Andriamanitra aho
Na mbola tsy ary aho
Nifidy ahy Ianao
Nantsoinao ny anarako
Natsanganao aho
Ho ankohonanao
Mikorina amiko ny rĂ nao
Tsy andevo ny tahotra intsony aho
Zanak’Andriamanitra aho
Namihina ahy Ianao
Amin’ny sandrinao
Nofenoinao aho
Amin’ny hira fahafahana
Nanafaka anay Ianao
Tamin’ny fanandevozana
Na lahy ianao na vavy
Dia samy hihira FAHAFAHANA
Nosarahinao ny ranomasina
Ny fitiavanao nandresy ny tahotra
Novonjenao aho ka afaka mihira
Zanak’Andriamanitra aho
Tsy andevo ny tahotra intsony aho
Zanak’Andriamanitra aho