Tsy amparary

Clo Mahajanga

Tsy amparary


Ataoko tsy ampanino ‘zaho
Mmmh mahare ny koranany e !
Nondesin’ ireo namana e !!


Tsy ataoko mankarary fo
Ary koa tsy hamakiko lohaaa
Vava manenjika ‘zahooo


Ref:
Koa mety mahatsapa tena diso anao
Ka rerakaaa
Tongava anilako eto mifona anao
Ka aza menatraaa
  Vava ratsy atao ambadika any
  Tonga anilako eto manjary tomany
  Manan-tsainy tsy maintsy mifona o !
  Fomban’ olombelo tsy maintsy voadona
   Annn annn ann!!!! Annn annn annn !


Izay ratsy vitanao ka tsy mifona anao
Tsarovy fa ho avy ny elaaaa !
Hatsiarovanao tena ‘zalah !


Todim-pijaliana nanjary fahoriana
Salama ka te harary eee !
Ary ianao tsy maintsy hijaly hoy izaho


Ref:………
Annnnn !!! Tongava mifona
Annnnn !! Anao aza menatra


·