Tsy aleo ve?
Asafia Ambodihady
Tsy aleo ve?
(Manorotoro ny fo tokoa
Ny mieritreritra hoe
Olona Mpiara-mivavaka
Tsy mety hifankatia)x2
(Raha mety ka azo hatao
Tsy aleo ve mizara Fitia
Satria isika mpiara-dia
Olom-boavonjy)x2
(Mahakivy mandrera-po
Fa toa tsy hita intsony
Ny fanehoam-boninahitra
An’Andriamanitra)x2
(Raha mety ka azo hatao
Tsy aleo ve mizara Fitia
Satria isika mpiara-dia
Olom-boavonjy)x2
Olom-boavonjyX3
A/C: Ratovonoharimampianina Henintsoa