TSY AKETO

Tarika Antsavelogno

TSY AKETO


TSY AKETO
Tsy aketo ô, tsy aketo ô
Tany hiafaragna a
Fa mbôla agny an-dagnitr’agny e
Agny ilay Kanana.


Miatrik’ady atsika eto ô.
Maro ny raha mampisento ô
Aza kivy na mamoy fo.
Jeso Tompo no antsoy.


Miha sarotra ny mijoro.
Lay satana mampihorohoro.
Nefa Jeso tsy handao anao.
Vetivety ny eto ka miorena ianao.


T&F: R. Elida (tarika Antsavelogno).


·