Tsory
Asafia Ambodihady
Tsory
Tsory izay tianao
Na ho an’Andriamanitra ianao na ho an’i satana
Tsy mety raha ny roa
No ekena fa mpanome soa
Ka tsisy ialàna
Tsy maintsy misafidy
Fa efa izay no didy
Tandemo sao diso lalana ianao
Jesoa no hitokio
Ny sampy re ario
Jesoa no afaka hampihiratra
Izay atao
Matokia !!
An’i Jesoa ianao
Fa Izy no afaka handray ny fiainanao
Matokia !!
An’i Jesoa ianao
Tsy olanao intsony ny ho avy
Tsory izay tianao
Na ho an’Andriamanitra ianao na ho an’i satana
Tsy mety raha ny roa
No ekena fa mpanome soa
Ka tsisy ialàna
Tsy maintsy misafidy
Fa efa izay no didy
Tandemo sao diso lalana ianao
Jesoa no hitokio
Ny sampy re ario
Jesoa no afaka hampihiratra
Izay atao
Matokia !!
An’i Jesoa ianao
Fa Izy no afaka handray ny fiainanao
Matokia !!
An’i Jesoa ianao
Tsy olanao intsony ny ho avy
(Tsory e
Zay tianao
Tsory namako ô)x7
Matokia !!
An’i Jesoa ianao
Fa Izy no afaka handray ny fiainanao
Matokia !!
An’i Jesoa ianao
Tsy olanao intsony ny ho avy
A/C: Andriamiadamahatratra Antra