Tsodrano

Alala

Tsodrano


Ireo adalàna mameno ny sainao izay,
Aza atao veloma fa efa namana fahizay.


Ireo nofy adala tsy sasatra miandry anao,
Koa mandehana, veloma !
Ireo no namana tsy mandao.


Ilay ranomaso efa amorony fa tsy nalatsakao.
Rehefa takariva, avelao hamiratra an-takolakao.


·