Tso-drano

AlalĂ  Telo Trio

Tso-drano


Tso drano


Ireo adalana mameno ny sainao zay
Aza atao veloma fa efa namana fahizay
Ireo nofy adala tsy sasatra miandry anao
Koa mandehana velomy ireo no namana tsy mandao


Ilay ranomaso efa amorony fa tsy nalatsakao
Rehefa takariva avelao hamiratra ny takolao
Ireo adalana mameno ny sainao zay
Aza atao veloma fa efa namana fahizay
Ireo nofy adala tsy sasatra miandry anao
Koa mandehana velomy ireo no namana tsy mandao


·