Tsika roa avao

D-Lain

Tsika roa avao


Nanakory fiaina toy,
Laha tsy nisy anao ô
Zaho anie tsy mahafoy,
Sagnatria handao ô
Soa avao fa Zagnahare,
Mahay mandamigne
Nampifanojo antsika a
Ho tokatrano araike


Refrain:
Mana zaho mana anao ô
Ravade e!
Mana zaho mana anao ô
Fitiavako ô!
Tsika roa avao tsy miala e!
Hatramin’ny farany e!
Misaotra anao, misaotra anao, misaotra anao


Sedra maro nifamahofaho ô,
Nandalovantsika iabe
Tsy nampiontsona ahy sy ianao
Vao may nahery ilay fitia e!
Manjeke, manjeke,
Maherivaika
Harem-beko anao ô
Ireharehako


Refrain:
Mana zaho mana anao ô
Ravade e!
Mana zaho mana anao ô
Fitiavako ô!
Tsika roa avao tsy miala e!
Hatramin’ny farany e!
Misaotra anao, misaotra anao, misaotra anao


Maeva miarake,
Fady anay ny misarake
Olo fa natambatse,
Hatrany am-parany e!
Maeva miarake,
Fady anay ny misarake
Olo fa natambatse,
Hatrany am-parany e e e !


Refrain:
Mana zaho mana anao ô
Ravade e!
Mana zaho mana anao ô
Fitiavako ô!
Tsika roa avao tsy miala e!
Hatramin’ny farany e!
Misaotra anao, misaotra anao, misaotra anao


Refrain:
Mana zaho mana anao ô
Ravade e!
Mana zaho mana anao ô
Fitiavako ô!
Tsika roa avao tsy miala e!
Hatramin’ny farany e!
Misaotra anao, misaotra anao, misaotra anao


Misaotra anao, misaotra anao, misaotra anao.


·