Tsiambaratelo
Handyh
Tsiambaratelo
Teo foana aho fa tsy hainao
Nitia mangina teo anilanao
Manahy anefa aho ny hiteny
Sao lavinao,tsy ho ekenao
Refrain:
Ka aleo ho ahy samirery ho tsiambaratelo
Ilay fitiavako anao iny
Hitia mangina anao ny fo
Tsy heloko, tsy hadisoiko
Malefa-pijery, tsy dia be teny
Tsara fanahy ka nahababo ahy
Manahy anefa aho ny hiteny
Sao lavinao,tsy ho ekenao
Refrain x2
Mpamorona: Handyh
Mpihira: Handyh