TSAROAKO ANIO
Hanitr'ôliva . Chorale du METM Ziona Famonjena Fianarantsoa
TSAROAKO ANIO
Tsaroako anio ilay andro
Izay nidinanao tety ry Tomponay
Fa lehibe ny fitiavanao anay zandrinao
ka nandaozanao ny lapanao
Tsinontsinona izao fiainako izao
raha tsy nisy famonjena avy aminao Jesô!
Ka misaotra eram-po sy eran-tsaina koa
Misaotra Anao ry Be famindram-po
RAKOTONIAINA Rija (2020)