TSARA TENA TSARA

AMPIZIFA

TSARA TENA TSARA


Tsara tena tsara ny mihira
E! tena mamy toa tantely tsy afaka ao am-bava
Tiako tena tiako, sady mamiko
Ny mankalaza Anao Jesoa, lalaiko eram-po


Ho Anao Jesoa tia ny fiainako ho Anao
Hihira aho ho Anao dieny mbola misy aina
Tiako tena tiako, sady mamiko
Ny mankalaza Anao Jesoa, lalaiko eram-po


Ka raha mbola misy fofon’aina
Tsy hitsahatra aho ny hidera Anao fa tsara ny antranao
Tiako tena tiako, sady mamiko
Ny mankalaza Anao Jesoa, lalaiko eram-po


Ho Anao Jesoa tia ny fiainako ho Anao
Hihira aho ho Anao dieny mbola misy aina
Tiako tena tiako, sady mamiko
Ny mankalaza Anao Jesoa, lalaiko eram-po


Ho Anao Jesoa tia ny fiainako ho Anao
Hihira aho ho Anao dieny mbola misy aina
Tiako tena tiako, sady mamiko
Ny mankalaza Anao Jesoa, lalaiko eram-po


AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)


·